Entrée | 1 masaisay |
Radical | 2 saisay |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Marokoroko toa misy bontsimbontsina kely manindrontsindrona: Masaisay ny vatovary raha tsapaina Maraorao, masaosao Handatra maisatra: Masaisay ny kaky manta [1.1] 5 tsy malama [1.13] |
Explications en français |
6 rêche [1.13] |
Exemples |
7 Maina sy mangirana ny hodiny ary toa vato fisaka ny tongony, toa kapa vita ho azy ny hatevenan' ny faladiany, kitroina toa vatokely ny tonon-dratsany ary masaisay by felatanany.
[2.470]
|
Analogues | 8 masaosao, malailay, maraorao, mivoho-mamba, marokoroko |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |