|
|
|
|

Entrée (1/3)1  manonona
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  tonona
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Manambara amin' ny feo: Tsy hain' Isambilo ny manonona ny hoe "tsa"
Milaza (anaran' olona): Aza fady, tompoko, fa nanonona ny anaranao aho
Milaza (anaram-bola): Nanonona telo arivo Rakoto tamin' ny vokatra
Explications en anglais  9  [1.7] to pronounce, to speak a name
Explications en français  10  [1.8, 1.5] prononcer
11  [1.8] dire le nom de quelqu'un
12  [1.5] dire le nom
Exemples  13  [2.472] Nisaotra ny olona rehetra namaly ny fiantsoana izy, ary nanonona anarana sy nampiseho tsirairay ireo olona rehetra teo akaikiny.
14  [2.48] Ary ny olona aty Merina kosa manonona ireo andro 7 ireo hoe:

Entrée (2/3)15  manonona
Partie du discours  16  verbe actif
Radical  17  onona
Morphologie 
18  Présent :
19  Passé :
20  Futur :
21  Impératif :
Explications en malgache  22  [1.1] Manony, manaketraka, mampitony, manalefaka: Manonona ny alahalo
Explications en français  23  [1.3] calmer, apaiser

Entrée (3/3)24  manonòna
Partie du discours  25  impératif du verbe actif manonona [Liste complète]
Radical  26  onona, tonona
Explications en malgache  27  [1.1]
Explications en français  28  [1.3]

Anagrammes  29  amononan, anononam, manonona, manonòna, namonoan, namonona

Mis à jour le 2025/08/10