Entrée | manompirana (sompirana) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Manao zavatra, mipetraka, mijery... tsy mba mahitsy fa mivilana: Manompirana foana io vehivavy io rehefa mipetraka Miolaka: Manompirana io lalana io rehefa tonga erỳ ambanimbany erỳ Misafelika: Nanompirana ny zandary no nahazoany ireo mpangalatra omby [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | manompirà na (sompirana) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif manompirana | ||||||||
Explications en malgache | [1.1] | ||||||||
Explications en français | [1.3] | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |