|
|
|
|

Entrée1  manokom-bary olona
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  manokom-bary, olona
Explications en malgache  4  [1.1] eo antin' ny 11 ora antoandro; enti-milaza ny fotoana izay saiky ikarakaran' ny olona rehetra ny sakafo andrahoina ka ametrahany azy eo ambony toko (eo amin' ny enina na fito hariva eo; hita amin' itỳ fombam-pitenenana itỳ fa ny hariva indrindra ny Ntaolo no nanao sakafo lehibe)
Vocabulaire  5  Temps

Mis à jour le 2025/07/29