|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  manoka
Fototeny  2 soka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manatsoboka ao anaty ranon-doko mainty: Manoka lamba. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)10  mano
Fototeny  11 soka
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manoka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra (3/4)13  mañoka
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15 manovo rano. [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (4/4)16  manoka
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18 (de soka : action de tremper dans l'eau). Asteropeia micraster Hallier f. et Asteropeia rhopaloides (Baker) Baill. (Asteropeiaceae). Bon bois de construction. On fait généralement tremper les troncs longuement dans l'eau avant de les mettre en oeuvre. Le bois ainsi préparé résiste bien dans les constructions.. [Bezanozano] [1.196]
Voambolana  19  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  20 ankoma, 21 Kamòna, 22 komana, 23 manako, 24 mankao, 25 manoka, mañoka, manokà, 26 mokàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10