|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manito tady |
| Singan-teny | 2 manito, 3 tady |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza biby manapaka ny tady amatorana azy.
6 olona tsy manaiky. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 briser son lien.
8 désobéissant, insubordonné. [1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|