|
|
|
|

Teny iditra1  manito
Fototeny  2 ito
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 manapaka. [1.78, 1.1]
5 manapaka tarangana zavatra iray. [2.245]
6 manapaka. [Masikoro] [2.606#152]
Ohatra  7  Raha taranaka-Zafy tsy manito ihany anefa no manao izany fomba izany; [2.245#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12 manito tady
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 antimo, 15 manito, 16 manoty, mañoty, 17 Timona, 18 tomany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10