|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 maniny |
| Fototeny | 2 tsiny |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manome tsiny, milaza ho diso: Tsy afaka velively haniny ahy amin' izany ianao
5 Manakiana, manitsy: Azonao atao ny maniny ny boky nosoratako [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/4) | 10 maniny |
| Fototeny | 11 tsiny |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Manamafy vy amin' ny fanampiana na fanofanana azy
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/4) | 18 maniny |
| Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 manafina
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 21 maniny |
| Fototeny | 22 many |
| Sokajin-teny | 23 anarana many sy mpisolo |
| Fanazavàna teny anglisy |
24 his/her/its/their odor
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 son odeur, leur odeur
[3.1] |
| Fivaditsoratra | 26 amin' ny, maniny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|