| Entrée (1/2) | 1 haniñy |
| Partie du discours | 2 verbe passif |
| Explications en français |
3 à manger [Sakalava-Mayotte]
[1.405] |
| Exemples |
4 Fôtony mankamaro haniny ke!
[2.150#100]
|
| Entrée (2/2) | 5 haniny |
| Radical | 6 hana |
| Partie du discours | 7 participe hanina et pronom |
| Exemples |
8 Ravarava sy maintin' ny paraky haniny kosa ny nifin' ny ato.
[2.470#38]
9 Tsy hitanao va ity zavatra rehetra haniny sy sotroiny isan' andro? [2.996#34.014.005] 10 Kanefa na masiaka aza ny mamba, ny eny an-tanety tsy mba haniny akory; [2.587#] |
| Anagrammes | 11 haniny, haniñy |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|