| Entrée | 1 maningotra |
| Radical | 2 singotra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Maka, misambotra amin' ny tady vavararana: Maningotra omby Manao amparapaingo: Iza no naningotra ity akoho ity tahaka izao? Mamandrika amin' ny teny misy fitaka: Aza manaiky hanoratra iza. ny teny izany fa mety haningotra anao ireo teny ireo [1.1] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|