|
|
|
|

Teny iditra1  singotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanaovana tady vavarana ho fandrika sy hamatorana.
4 Fatotra manao amparapaingo.
5 Enti-milaza koa ny fanararaotana teny latsaka mba hamerezana ny sasany.
6 Teny misy fitaka atao mba hampahita loza. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 action de lancer une corde (ayant un noeud coulant au bout) aux cornes et aux pieds des boeufs pour les saisir et les attacher; action de lier, d'attacher, d'entraver.
8 figuré: action de profiter de certaines paroles échappées pour nuire; paroles perfides, trompeuses pour nuire, pour perdre. [1.3]
Ohatra  9  ny rofia iray lanjana, nakana rofia iray singotra. [2.436#]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  29  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  30  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  31 sangôtry, 32 singotra, 33 tsingora

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09