|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangataka ny ho fara |
| Singan-teny | 2 mangataka, 3 ho, 4 fara |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 mangataka zazavavy ho vady mba hananana solofo sy dimby
[1.1] |
| Tovy hevitra | 7 mangata-bady |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|