|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manerahera
Fototeny  2 herahera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampitaredretra, mampiaoriana, mangataka andro lava. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  maneraherà
Fototeny  10 herahera
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manerahera [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  12 maneraherà, manerahera

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09