|
|
|
|

Entrée (1/3)1  maneno
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  neno
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  17  [1.1] Mamoaka feo mikarantsana (fiteny indrindra amin' ny zavamaneno tendrena na pehina na tsofina): Maneno mafy ny lakolosy fa fety ny andro ~ Henonao ve izany bingona maneno izany?
Mihirahira (vorona): Raha vao maraina, dia heno maneno any anaty hazo any ny voronkely
Enti-milaza ny feom-biby madinika: Efa naneno ny sahona
Miteniteny mafy mikarantsana, mipentsompentsona, mivatsavatsa: Loza izany raha vehivavy; maneno ao izy no nilaozako
Lafo be: Maneno izany vidin' itỳ vatosoa itỳ izany...
Explications en anglais  18  [1.2, 1.7] To sound
19  [1.2] To crow, to sing, to chirp, to ring.
20  [1.7] To ring out
Explications en français  21  [1.3, 1.8] Sonner, retentir
22  [1.3] Produire un son, résonner, crier, chanter, braire
Exemples  23  [2.470] Ireny no maneno sahala amin' ny lakolosy am-bovonana ka manome laza hafahafa tsy sitrany.
Vocabulaire  24  Son
Proverbes  25  Proverbes contenant le mot maneno

Entrée (2/3)26  mañeno
Partie du discours  27  verbe actif
Radical  28  eno
Explications en malgache  29  [1.78] [Taisaka, Sihanaka] maneno

Entrée (3/3)30  maneno
Partie du discours  31  verbe actif
Explications en malgache  32  [1.78] [Taisaka] mampiempo (tenoy)

Anagrammes  33  anonem, mañeno, maneno, manone, menona, monena, monèna, nameno, nanemo, nanome, naonem, nomena, onenam

Mis à jour le 2025/08/10