| Entrée (1/2) | 1 manelanelana |
| Radical | 2 elanelana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mitoetra, mijoro eo ampovoany: Trano iray ihany no manelanelana ny tranonay Mijoro eo afovoan' ny roa tonta ka afaka hitsara ny adiny satria tsy miray amin' itsy na iroa: Nanelanelana azy ireo aho tamin' ny ady nataony [1.1] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 9 tsipi-piliro manelanelana |
| Entrée (2/2) | 10 manelanelàna |
| Radical | 11 elanelana |
| Partie du discours | 12 impératif du verbe actif manelanelana [Liste complète] |
| Explications en malgache |
13 [1.1] |
| Explications en français |
14 [1.3] |
| Anagrammes | 15 manelanelàna, manelanelana |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|