|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manela
Fototeny  2 ela
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahatonga ho tratra aoriana, mitana: Aza manela ny mpandeha amin' ny veloma lava loatra.
5 Manalava: Manela raharaha izany.
6 Mampihemo-dava, manemotra: Maneta ny adinay foana io mpitsara io. [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manelà
Fototeny  12 ela
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manela [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 Elnama, 15 lemana, 16 malañe, 17 mañale, 18 manelà, manela, 19 namela, Namela

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10