|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manda |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Rindrim-bato na rindrim-by, na tamboho avo tsotra, manodidina toerana iray tiana harovana amin' ny fahavalo: Tsy laitra nanihina ilay manda
4 Olona mpiaro: Izy no mandan' ny madinika [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 fortification, rempart
6 protecteur [1.3] |
| Ohatra |
7 Ny famonjeny no ataony mandany sy manda ivelany.
[2.996]
8 raisin' ny nitety aloha ny tohatra hiakarana ny manda. [2.270] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 13 mandà |
| Fototeny | 14 la |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 tsy manaiky
[Taisaka]
[1.78] 17 Milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: Mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho 18 Tsy mandray: Mandà ny fahagagana izy 19 Milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: Izaho manda an' i Satana 20 Mivadika: Mandà ny teny napetrany izy. [1.1] 21 (matoanteny transitifa, endrika aktiva) Tsy afaka NANDA izy, fa tsy azo NOLAVINA mihitsy ny porofo [1.10] 22 milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho 23 tsy mandray: mandà ny fahagagana izy 24 milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: izaho mandà any Satana 25 mivadika: mandà ny teny napetrany izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 to refuse; to deny
[1.2, 1.7] 27 to reject [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 refuser
[1.3, 1.5, 1.8, 1.6, 1.14] 29 nier [1.3, 1.5, 1.8, 1.6] 30 désapprouver, renier, rejeter, méconnaître. Nanda ny teny napetrany izy: il a renié ses promesses. Nanda ny rainy aman-dreniny izy: il a rejeté ses parents [1.3] |
| Ohatra |
31 manda famaizana ny mpanota;
[2.996]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 36 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 37 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | manda, mandà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13 |
|