|
|
|
|

Entrée1  mandry
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  andry
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés  8  73 mots contenant mandry
Explications en malgache  9  [1.1] Mitsotra na mivalampatra eo ambony tany na kidoro ka mitehika amin' izany ny vatana manontolo: Mahafinaritra ny mandry eto ambonin' itý kidoro malemilemy itý
Matory: Amin' ny folo izahay no manomboka mandry ~ Tapi-mandry olona ~ Tamin' ny izahay nankany Mojanga dia tao Maevatanana no nandry
Milamina tsy misy mpanelingelina, tony sy finaritra: Mandry izao ny saiko fa tonga soa aman-tsara ianareo
ilazana ny ranon-javatra tonga mivongana na mafy: Mora mandry ny ronono.
Explications en anglais  10  [1.2] to lie down, to be lying down, to go to sleep; to be at peace, as the kingdom; to become thick, congealed, etc.
11  [1.7] to lie down; to congeal to freeze; to turn sour (of milk)
Explications en français  12  [1.8] être couché, se coucher; être figé, caillé
Exemples  13  [2.528#] Maty, hataoko tsy mandry am-pasandrazany.
14  [2.69#] Io mirahavavy, izay hodianay mivady mandry;
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot mandry

Mis à jour le 2025/08/10