Entrée | 1 mandrora tay maina |
Mots élémentaires | 2 mandrora, 3 tsy, 4 maina |
Partie du discours | 5 locution |
Explications en malgache |
6 enti-milaza tenda toy ny makiana ka raha mitelin-drora dia tsaroana ho marary; ilazana aretina mahavoa ny aty tenda ka raha mitelin-drora dia misy maharary [1.1] |
Vocabulaire | 7 Santé |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |