|
|
|
|

Teny iditra1  mandrani-badin' olona
Singan-teny  2 mandranitra, 3 vady, 4 olona
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 mijangajanga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to defile another's wife, to commit adultery, as with a mistress [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 commettre l'adultère [1.3]
Tovy hevitra  9 mambodo vadin' olona, manabodo vadin' olona, mibodo vadin' olona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12