Entrée | 1 mandoa vory |
Mots élémentaires | 2 mandoa, 3 vory |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 mandoa roadroatra avy anaty vava; mihoaka mandoa, nefa tsy misy ventiny fa rano mamorivory fotsiny no aloa, misafoaka vorim-bava (fahita rehefa avy mihazakazaka na mikohaka mafy) [1.1] |
Explications en anglais |
6 to froth at the mouth [1.7] |
Explications en français |
7 écumer; baver [1.8] |
Vocabulaire | 8 Santé |
Anagrammes | 9 mandoa vory, 10 voandamory |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |