|
|
|
|

Teny iditra1  mandia telo
Singan-teny  2 mandia, 3 telo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 (mandiatelo) toko (vilany): Nahita vy hataony mandiatelo ako i ko tsa mitadia voto koa (Nahita vy hataony toko ary izy ka tsy mikatsaka vato intsony) [Betsileo] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  6 a three-legged support for the weaving sticks; a trivet [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17