|
|
|
|

Entrée1  mandahatra
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  lahatra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  12  [1.1] Mametraka zavatra mahitsy tomandavana: Sahirana ery Ilita kely nandahatra ny bokin-drainy teo ambony latabatra
Mandamina: Raha efa izany, dia nandahatra ny raharaha hataony ny ampitso izy
Manao kabary; miresaka manao fihetseham-be amin' ny tanana: Mahay mandahatra ilay mpitandrina nitory teny anikeheo ~ Nandahatra teo ny anao nefa tsy nisy nihaino akory
13  [1.13] mamorona lahatsoratra
Explications en anglais  14  [1.7] to arrange; to set type; to make a speech
Explications en français  15  [1.8] bien arranger; composer (imprimerie); donner un discours
16  [1.13] ranger, ordonner; rédiger
Exemples  17  [2.245#] Koa anio isika dia mandahatra, mitondra ny teny;
18  [2.298#] Mampitaha teny Fomban-dRamalagasy koa, raha mandahatra, ny mampitaha teny mitovitovy.
19  [2.606#] Ny ambiasa no mandahatra ny fanapahana ny zaza, ohatra ny zazafotsy na ny kelikely atao aloha.

Anagrammes  20  handramata, mandahatra

Mis à jour le 2025/08/10