| Entrée (1/2) | 1 manazava |
| Radical | 2 zava |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manome hazavana: Manazava ny masoandro Manisy hazavana, mitsilo: Manazava ny efitrano ny jiro Mivaofy, mamelabelatra: Rakoto no nanazava ilay tononkalo manao hoe: "Vazon' ny lavitra" Mahatonga ho madio, mahitsy, matsilo: Sotroy ity fa hanazava ny feonao ~ Ny fivavahana no manazava ny sain' ny olona [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to brighten, to illuminate [1.2, 1.7] 6 to enlighten [1.2] 7 to make clear, to explain [1.7] |
| Explications en français |
8 éclairer [1.3#869, 1.8] 9 illuminer, bien expliquer, rendre distinct [1.3#869] 10 éclaircir, expliquer [1.8] |
| Exemples |
11 manazava lesona ny mpampianatra.
[2.117#]
12 izay anton' io, tsy misy mahay manazava akory. [2.245#] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 17 mahazava |
| Proverbes | 18 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 19 manazavà |
| Radical | 20 zava |
| Partie du discours | 21 impératif du verbe actif manazava [Liste complète] |
| Explications en français |
22 [1.3#870] |
| Anagrammes | 23 mañavaza, 24 manazavà, manazava |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|