|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manatsofa
Fototeny  2 tsofa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manapaka amin' ny tsofa: Manatsofa hazo ny mpandrafitra. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  manatsofà
Fototeny  10 tsofa
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsofa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  12 manatsofà, manatsofa, 13 mañotsafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09