|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manatontosa
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  tontosa
Explications en malgache  4  [1.1] Manao tsara tanteraka: Manatontosa ny adidy
Explications en anglais  5  [1.7] to complete a thing, to finish a work
Explications en français  6  [1.8] compléter, terminer un travail
Exemples  7  [1.369#] Ry zareo anefa no tena manatontosa ny fahalavorarian' ny Gethsemania.
8  [4.27#] Raha tiana ny hankatoavana ny fandehan' ny fifidianana eto Madagasikara dia tsy maintsy manatontosa ny andraikiny ny CENIT.
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Entrée (2/2)13  manatontosà
Partie du discours  14  impératif du verbe actif manatontosa [Liste complète]
Radical  15  tontosa

Anagrammes  16 manatontosa, manatontosà

Mis à jour le 2025/09/12