| Entrée (1/2) | 1 manaraka |
| Radical | 2 araka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manjohy: Mitomany hanaraka an-dreniny Ikotokely Manao araka ny..,, mitandrina, manatanteraka: Manaraka ny didin' Andriamanitra Mandeha amin' ny lavan' ny, sisin' ny, moron' ny: Mandehana manaraka ny valamparia Tsy manohitra fa manao araka ny...: Manaraka ny fitongilanan-dratsy Momba ny..., miandany amin' ny,..: Manaraka ny fampianaran' i Bouddha Avy aoriana, mandimby: Manaraka ny lohataona ny fahavaratra Vokatry ny: Manaraka ny heloka ny sazy Manao tahaka, maka tahaka: Tsarovy fa hanaraka ny hataonao ny zanakao Miady mba hahazo, mitaky amin' ny alalan' ny fitsarana: Tsy misy mahadiso ahy raha manaraka ny anjara lovako aho. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to follow, to pursue; to obey, to agree to, to prosecute. [1.2] 6 to follow; to obey; to prosecute [1.7] |
| Explications en français |
7 suivre; obéir; poursuivre [1.8] |
| Exemples |
8 Miolakolaka manaraka ny fefiloha natao ho azy kosa Ikopa.
[2.470]
9 Ny alahady manaraka io anefa, vao mainka nihakaondrana indray aho, raha ny kaondrana no resahina. [2.4] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 14 36 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 16 manaraka |
| Partie du discours | 17 verbe actif |
| Explications en malgache |
18 mitaratra tantely [Sihanaka]
[1.78] |
| Anagrammes | 19 makarana, 20 manakara, Manakara, 21 manaraka |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|