Entrée manao torim-boanjo ny lanitra
Mots élémentaires manao ; torim-boanjo ; lanitra
Partie du discours locution
Explications en malgache Ilazana ny rahona toa mivongambongana na mitsitokotoko eny amin' ny habakabaka [1.1]

Mis à jour le 2023/11/20