| Entrée | 1 manao rano antsangana |
| Mots élémentaires | 2 manao, 3 rano, 4 tsangana |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 enti-milaza fomba filomano izay ahitana ilay olona milomano mitsangana nefa tsy difotra na dia lalina aza ny rano [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to swim upright; to tread water. [1.2] |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|