|
|
|
|

Teny iditra1  manao kodia very tsihy
Singan-teny  2 manao, 3 kodia, 4 very, 5 tsihy
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 manao mosalahy mamery tena
8 Mitono tena, manao vy very, maneha-doza, manao anjolofo, mankaha-doza, manaboamaty, mananty voina, manao mosalahy [1.1]
Mpanahaka  9  ataokodiaverytsihy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02