Entrée manao antsojay
Mots élémentaires manao ; antsojay
Partie du discours locution
Explications en malgache Manao kendry tohina, manao antsolafaka
Ny tantaran' ny nihavian' ny teny dia avy amin' ny fahandroana ny henam-pandroana: ny matavy dia nanokanana hangalana menaka. Amin' ny fitanehana azy dia misy fotoana tsy maintsy kendrena izay mahabetsaka sy mahatsara ny menaka avy amin' ny hena, fa raha diso alohan' izay na diso aorian' izay no anajanonana ny afo dia tonga kely na simba ny menaka azo. [1.10]
 Manararaotra fahadisoana na tsy fitandremana kely na tsy fahatongavana ara-potoana tsara mba hamelezana ny sasany
Mitovy hevitra: manao kendry tohina [1.1]
 [ manao an-tsojay ] Mila vaniny amin' izay fahadisoam-potoana kely tsy misy inona [1.1]
Explications en français [ manao an-tsojay ] Agir avec une sévérité outrée, chercher querelle pour un petit retard [1.3]

Mis à jour le 2023/07/25