|
|
|
|

Teny iditra1  manao an' ezaka
Singan-teny  2 manao, 3 ezaka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5 travailler avec ardeur
6 user de violence [1.3#133]
7 faire avec ardeur [1.5]
Ohatra  8  Isam-baravarana dia feno mpandrava nitangorona nanao an' ezaka sy antenin'aina, nanao izay hahavaky ny varavarana [2.588]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12