|
|
|
|

Teny iditra1  manantsody
Fototeny  2 antsody
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamindra ny kofehin-dandy amin' ny volotara na famahanan-tenona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to wind on to a reel, to twirl.. [1.2#61]
Fanazavàna teny frantsay  6 dévider, mettre en bobine. [1.3]
Ohatra  7  Raha mahita manantsody dia ta hanira. [2.436#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12 manantsody fanindroany
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09