|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  antsody
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanodinana ny kofehy na ny landy amin' ny ampela na ny volotara; famolesana ny akoran-dandy ho tonga kofehy.. [1.1]
4 horona-mpampita voaefitra. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 the winding off from hanks to a reel.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 bobine. [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  15  Haitao
Mpanahaka  16  antsodyakromatika, 17  antsodyvoalohany
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)19  antsody
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 jereo sodina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09