|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manantena
Fototeny  2 antena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Matoky fa hahazo: Manantena ny lanitra ny kristianina. / Manantena aho fa raha vao tonga ianao dia hanoratra.
5 Manampo, mikasa: Nanantena ny handeha aho, nefasendra sampona ka tsy lasa.
6 Miandry: Manantena anay izy rahampitso hiara hisakafo aminy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to hope for, to expect.. [1.2]
8 to hope, to expect. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 espérer, s'attendre à. [1.8]
Ohatra  10  Koa manantena aho fa tsara tokoa. [2.366#]
11  manantena ny tsy ho faty angaha ianareo! [2.606#]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Voambolana  16  Ontam-po
Kamban-teny rehetra  17 raha tsy manantena ho lahy ve hianefitra
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)19  manante
Fototeny  20 antena
Sokajin-teny  21  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manantena [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  22 manantane, 23 manantena, manantenà, 24 manentàna, manentana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10