| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 manano sarotra | 
| Singan-teny | 2manano, 3sarotra | 
| Sokajin-teny | 4 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 maka sarotra, misahirana; sahirana erý [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
6 to be in a difficult position; to be difficult to do [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
7 être dans une position difficile; être difficile à accomplir [1.8] | 
| Ohatra | 
8 Tsy nananosarotra iny, fa i Vola koa, hono, efa nampilaza teo ihany
[2.4] 
 9 Manan-katao noho ny varotra ataony koa moa Ravokatra, tsy mananosarotra azy velively ny mampanarana azy mianakavy. [2.470]  | 
| Tsipelina hafa | 10mananosarotra | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |