|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manano
Fototeny  2 ano
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [mañano] 4 manao. [Tambahoaka, Taisaka, Bezanozano, Sihanaka, Tanala] [1.78]
5 Miadidy, mikarakara.. [1.1]
6 manao asa na mikarakara zavatra. [1.62]
Fanazavàna teny anglisy  7 provincial for manao.. [1.2]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 8 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)13  mañaño
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15 maty. [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)16  mañaño
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18 mamerina indray. [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  19 Amnona, 20 manano, mañaño, 21 manona, manoña, mañoña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10