| Entrée (1/2) | 1 manan-kasina |
| Mots élémentaires | 2 manana, 3 hasina |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 misy hery ambony lehibe: Manan-kasina ny tanindrazana [1.1] |
| Exemples |
6 Inoan' ireo olona ireo, hoy i Dada, nanazava, fa manankasina ary manana hery hitahy ny velona ireo Razana milevina ao amin' io fasana an-tampon-kavoana io.
[2.445#]
|
| Entrée (2/2) | 7 Manankasina |
| Mots élémentaires | 8 anana, 9 hasina |
| Partie du discours | 10 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
| Vocabulaire | 11 Géographie: agglomérations |
| Anagrammes | 12 manan-kasina, Manankasina |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|