|
|
|
|

Entrée (1/3)1  manangona
Radical  2  angona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manao izay hahatonga olona maro amin' ny toerana iray: Manangona ny mpianatra rehetra ny lehiben' ny sekoly
Mamory zavatra betsaka hotehirizina: Manangona loto no raharahan-dRangahy iny
Mampivondrona: Nanangona ny heriny rehetra izy dia nitsambikina [1.1]
Explications en anglais  5  to collect, to assemble, to gather things or persons together. [1.2]
Explications en français  6  rassembler, accumuler [1.13]
Exemples  7  Tsy maintsy manangona hery tsara amin' ny fitondrana azy an-doloha ho ery amin' ny gara, iny alina iny ihany. [2.470]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot manangona

Entrée (2/3)13  manangòna
Radical  14  angona
Partie du discours  15  impératif du verbe actif manangona [Liste complète]

Entrée (3/3)16  manangona
Partie du discours  17  nom
Explications en français  18  (de manana : prendre, avoir, et gona : les coups). Sakoanala villosa R.Vig. (Fabaceae). Bois sans grand intérêt. Voir aussi sakoanala. [Tankarana] [1.196]
Vocabulaire  19  Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  20 manangano, 21 manangona, manangòna, 22 manongàna, manongana

Mis à jour le 2025/09/19