Entrée mana-manjò
Mots élémentaires manana ; manjò
Partie du discours locution
Explications en malgache Maty havana, manan-kavana nody mandry [1.1]
Exemples 
1Ary dia i Mbelo no nitsapa alahelo ny manamanjo. [2.4]
2Mana-manjo izy (Il a eu le malheur de predre quequ'un de sa famille) [1.3]
3Dia mankeo amin' ny toerana iray ny manamanjo, dia manatona manao veloma azy eo ny mpandevina, ary misy mametraka teny fohy ho fampiononana azy. [2.347]
Synonymes tompo-manjo ~ tompom-pahoriana
Proverbes 

Mis à jour le 2023/11/20