|
|
|
|

Teny iditra1  manalavitra
Fototeny  2 lavitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihataka amy...: Nony lehibe Rabe dia nanalavitra andreniny
5 Mampihemotra lavitra: Manalavitra ny zavatra jerena itỳ masolavitra itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be distant, to remove to a distance, to leave [1.2]
7 to go away from, to avoid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 s'éloigner de; éviter [1.3, 1.8]
9 fuir [1.3]
10 rendre éloigné [1.3]
11 éloigner [1.107]
Ohatra  12  nony efa lehibe izy, dia nanalavitra ahy (lorsqu'il a été grand, il s'est éloigné de moi) [1.3]
13  manalavitra ny zavatra jerena io ila masolavitra io (ce côté de la longue-vue éloigne les objets [1.3]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02