|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakitrana
Fototeny  2 kitrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampifampikasoka, mampaneno: Nisy nanakitrana ny vilany tao andakozia halina.
5 Manakorontana, mampiady, mampirisika hiady: Io vehivavy io ihany no nanakitrana azy mivady. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  manakitràna
Fototeny  11 kitrana
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakitrana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 manakitrana, manakitràna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10