|
|
|
|

Teny iditra 1  mihantsy
Fototeny  2 hantsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miantso manome fo olona hiady na hifaninana amin' ny tena: Mihantsy andRakoto hifampitolona aminy Rabe. Mihantsy olona hisotro
5 Manao izay hihomehezana zazakely
6 Manao izay hahatonga: Mihantsy torimaso ~ Mihantsy loa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 provoquer, défier, faire rire un petit enfant [1.3]
Ohatra  8  sady raha misy mihantsy azy, tsy mety mivoaka izy; [2.69#66]
9  Nony mby teo akaikiny izy, dia niatranatrana ny tovolahy nanitsy ny fijeriny ary niteny tamin' ny feo mihantsy sy feno avona hoe: [2.470#84]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  manaolambomanohadia, 15  manetra, 16  maninana, 17  mihaika, 18  mihatsy, 19  mijihinjihina, 20  milaady, 21  minaikanaika, 22  minehaneha, 23  mirehareha, 24  misetra, 25  mitihintihina, 26  mitrehatreha
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 5 misy io teny io

Fivaditsoratra  mihantsy, 28 mihintsa

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26