| Entrée | 1 manafatra |
| Radical | 2 hafatra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manome zavatra hampanaovina olona: Nanafatra ahy Rabe mba hitondra itỳ taratasy itỳ aty aminao Mampaka, manao izay hahatongavana, mividy any lavitra: Nanafatra boky, nanafatra mpampianatra any Antananarivo izahay Mamporisika, manoro hevitra: Nanafatra ny mponina ny filohan' ny Nosy mba hiasa daholo [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to bequeath, to specify; to order, to send for. [1.2] 6 to entrust with a commission; to warn; to order merchandise [1.7] |
| Explications en français |
7 Donner commission, charger [1.3#203, 1.8] 8 mander, recommander, commander [1.3#203] 9 passer une commande [1.8] |
| Exemples |
10 Aza manafatra ny mby an-dalana!
[1.437#]
11 Raharaha haingam-bola ny mamarina entana any Andafy sy ny manafatra ny avy any. [2.643#] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 19 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 20 fanamatra, 21 faramanta, 22 manafatra, 23 mantafara |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|