|
|
|
|

Entrée1  manaboabo
Radical  2  aboabo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  manavoavo, manaingainga, manambonimbony: tsy mety ny manaboabo olona mpamita-bahoaka tahaka ireny
midera fatraira, manome voninahitra lehibe, mankalaza izaitsizy: nanaboabo ny filoham-pirenena ny vahoaka
manondrotra, mampakatra, manovona: amin' ny taona ambony izahay no hanaboabo ny tranonay [1.1]
Explications en anglais  5  To elevate, to raise higher, to honour, to exalt. [1.2]
Explications en français  6  Vanter, exalter [1.3#1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11 boamboana, 12 manaboabo

Mis à jour le 2025/09/12