|
|
|
|

Teny iditra1  mampihodina
Fototeny  2 hodina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#257]
Ohatra  4  manokana vola isan-taona hoentina mampihodina ny Fokontany rehetra ny Kaominina. [4.27#]
5  Arakaraka ny herin' ny fianjeran' ny rano avy amin' ny tohodrano no mampihodina mafy sy haingana ny milina. [2.445#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12