|
|
|
|

Teny iditra1  mampiady
Fototeny  2 ady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Mettre en guerre, engager à se battre. [1.3#3, 1.5#48]
5 confronter, accorder. [1.3#3, 1.5#48]
6 engager à faire un procès, ajuster, comparer. [1.3#3]
Ohatra  7  Ireny karatra tsotra mampiady nifiny ireny ihany no fanaony. [1.437#]
8  Ny fahiben-dRakoto, raha feno, dia mihika ka mampiady tandroka indray. [2.857#]
9  Tsy tsara ny miady, anefa tsy tsara koa ny mijery fotsiny na mampiady. [2.4#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09