Entrée | 1 mampanantena |
Radical | 2 antena |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Exemples |
4 Nomeko an' ilay mpamily faharoa ny anarako ary nampanantena azy aho fa raha misy hilàna ahy, dia ho avy aho ary hilaza ny marina.
[2.4]
5 Marina fa tsy vitsy ny foto-pahalalana mikasika ny toekarena izay mampanantena vokatra mampitolagaga. [4.27] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 mampanantena, 10 mampanentana |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |