|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamono sofina |
| Singan-teny | 2 mamono, 3 sofina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mody tsy mandre izay lazaina, na tsy miraharaha izay zavatra henony
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to pretend not to hear, to be deaf to orders
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 (litéralement tuer les oreilles) faire le sourd, ne pas vouloir écouter
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|