|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamitrana
Fototeny  2 vitrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manjaitra (zavatra) roa mba hitambatra ho iray: Iza no namitrana ireto tsihy ireto
5 Mampirindra (fiha vanana tapaka): Izy no namitrana ny fihavananay ka isaory izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to sew together by the edges; to join lengthwise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 coudre ensemble ou joindre dans le sens de la longueur [1.8]
Ohatra  8  Ny mampianatra adala, dia mamitrana vilany tany vaky [2.996#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  mamitràna
Fototeny  14 vitrana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamitrana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mamitràna, mamitrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08